Soraty raha hikaroka

Mpanoratra:

Safra Bahumura

Safra Bahumura

Safra Bahumura dia vehivavy Ogandey mpanao gazety manana fiaviana ara-dalàna monina ao Kampala. Niara-niasa tamin'ny Straight Talk Africa teo ambanin'ny Voice of America izy mba hitatitra ireo olana mahakasika an'i Afrika Atsinanana. Niasa tamin'ny famokarana horonantsary fanadihadiana maromaro nalefa tany amin'ny firenena ihany koa izy.